|
|
|
|

Entry1  faravavy
Elementary words  2  fara, vavy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny vavy farany indrindra amin' ny zanaka vavy
Explanations in English  5  [1.2] [vavy, feminine.] The youngest daughter in a family; a word frequently retained by such daughter as a proper name.
6  [1.7] the youngest daughter
Explanations in French  7  [1.8] la fille cadette
Examples  8  [2.356#] Ny zokiny taminay fito taona sy tapany, ary ny faravavy herintaona sy tapany.
9  [1.369#] Io osy vavy io no namelona anay, ilay zandrinay faravavy vao teraka sy izahay ankizy rehetra.
Vocabulary  10  Relationships: family

Updated on 2024/12/07