Entry | 1 fanononana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana |
Explanations in French |
4 [1.5] prononciation, articulation |
Examples |
5 [1.38] Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; |
Root | 6 tonona |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |