Entry (1/2) | 1 fanomboka |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara Azo atomboka |
Root | 4 tomboka |
Entry (2/2) | 5 fanomboka |
Part of speech | 6 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fomba entina manomboka Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika |
Root | 8 tomboka |
Anagrams | 9 fambonoka, fanomboka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |