|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanoloana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba
Explanations in French  4  [1.3#623] L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause
5  [1.13] substitution
Examples  6  [2.472#95] Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra.
7  [4.27#2003/04/11] Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
Root  8  solo

Entry (2/2)9  fanoloana
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Izay olona eo anoloana
Root  12  oloana

Anagrams  13  fanalonao, fanoloana, nafalonao, nalofanao

Updated on 2025/01/21