|
|
|
|

Entry1  fanohoka
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona ny rano
Azo atohoka
Explanations in French  4  [1.3#711] Ce qu’on peut arrêter, manière d’arrêter
Examples  5  [2.436#] Fomba fanohoka ny zaza.
Root  6  tohoka

Anagrams  7  fanohoka, fonahako, hafonoka, hanofako, nafahoko, nahofako

Updated on 2025/01/21