Entry (1/3) | 1 fanoharana |
Root | 2 ohatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fandrefesana, famarana [Taimoro]
[1.78] 5 Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino 6 Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany [1.1] 7 fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra [1.13] |
Explanations in English |
8 a parable [1.2, 1.7] 9 a comparison [1.2, 1.7] 10 a measure, the means of measuring, a figure of speech [1.2] |
Explanations in French |
11 parabole [1.8, 1.13] 12 comparaison [1.8] |
Examples |
13 Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy [2.996] 14 Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48] 15 na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470] |
Compound words |
|
Titles |
|
Article |
18 Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 19 fanoharana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 fanandramana [1.13] |
Explanations in French |
22 essayage [1.13] |
Vocabulary |
23 Economy: clothing |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 25 Fanoharana |
Elementary words | 26 fanoharana |
Part of speech | 27 name (book title) |
Vocabulary |
28 Literature: books |
Author |
29 Rahidy Basilide |
Anagrams | 30 fanarohana, Fanoharana, fanoharana, fanorahana, fanarohana, Fanoharana, fanoharana, fanorahana |
Updated on 2023/10/12 |