Entry | 1 fanodokana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famitahana amin' ny fijerena |
Explanations in French |
4 [1.3#615] Action de tromper par de fausses apparences, le moyen, le motif |
Examples |
5 [2.996#] ny trano ao Akziba dia ho fanodokana ho an' ny mpanjakan' Israely. |
Root | 6 sodoka |
Anagrams | 7 fandokoana, fanodokana, nodakofana, nodokafana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |