|
|
|
|

Entry1  fanjelatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra mandefa hazavana mitsoriaka toa tselatr' afo: Nanaitra ny fanjelatr' ilay tainkintana nianjera tamin' ny taona 1977
Root  4  jelatra

Updated on 2024/12/11