|
|
|
|

Entry1  fanjakazakana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.13] domination
Examples  4  [1.369#] Inona no manakana anay tsy hilatsaka any amin' ny fahambanian-tsaina, any amin' ny politika ho an' ny politika, izay midika hoe any amin' ny fanjakazakana ara-politika amin' ny mahantra?
5  [2.503#] Iaraha-mahalala ny tohiny, fa teto Madagasikara no niandohan'ny fifohazan'ny zanatany rehetra, tamin' ny 1947, vao nitatra tany Indoshina sy Alzeria, ka niafara tamin'ny faharavan'ny fanjakazakana frantsay eran-tany.
6  [1.320#] RarĂ na ny fikambanana sy ny antoko politika izay manohintohina ny maha-iray tsy mivaky ny Firenena sy ny foto-kevitra repoblikana, sy izay manindrahindra fanjakazakana na fanavakavahana ara-pirazanana, ara-poko na ara-pinoana.
Vocabulary  7  Politique
Root  8  zakazaka
Compound words 

Updated on 2024/12/11