|
|
|
|

Entry1  fanjakazakana
Root  2  zakazaka
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  domination [1.13]
Examples  5  Inona no manakana anay tsy hilatsaka any amin' ny fahambanian-tsaina, any amin' ny politika ho an' ny politika, izay midika hoe any amin' ny fanjakazakana ara-politika amin' ny mahantra? [1.369#]
6  Iaraha-mahalala ny tohiny, fa teto Madagasikara no niandohan'ny fifohazan'ny zanatany rehetra, tamin' ny 1947, vao nitatra tany Indoshina sy Alzeria, ka niafara tamin'ny faharavan'ny fanjakazakana frantsay eran-tany. [2.503#]
7  Raràna ny fikambanana sy ny antoko politika izay manohintohina ny maha-iray tsy mivaky ny Firenena sy ny foto-kevitra repoblikana, sy izay manindrahindra fanjakazakana na fanavakavahana ara-pirazanana, ara-poko na ara-pinoana. [1.320#]
Vocabulary  8  Politique
Compound words 

Updated on 2023/08/30