|
|
|
|

Entry1  fanitarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty
Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra
Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara
Explanations in French  4  [1.3#286] L’action d’agrandir, d’élargir, de développer
5  [1.13] extension
Examples  6  [2.285#] atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy.
7  [2.472#] Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny.
Root  8  itatra
Compound words 

Anagrams  10  anatrifana, añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana, nafatranay, nitarafana

Updated on 2025/01/21