|
|
|
|

Entry (1/2)1  faniriana
Root  2  iry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [1.1]
5  vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [1.13]
Explanations in English  6  a desire, a wish [1.7]
Explanations in French  7  désir, souhait [1.8]
8  envie [1.13]
Vocabulary  9  Emotions
Proverbs  10  Proverbs containing the word faniriana

Entry (2/2)11  faniriana
Root  12  tsiry
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [1.1]

Anagrams  15  faniriana, firianana

Updated on 2023/01/20