|
|
|
|

Entry1  faniratsira
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva
Azo tsiratsiraina, tevatevaina
Examples  4  [2.996#] Indro hianao efa nataoko kely eo amin' ny firenena dia faniratsira indrindra.
Root  5  tsiratsira

Anagrams  6  faniratsira, fitsirarana

Updated on 2025/01/21