|
|
|
|

Entry1  fanilihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany
Explanations in French  4  [1.3#278] L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette
Examples  5  [2.587#] Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana.
6  [1.369#] Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony?
Root  7  ilika

Anagrams  8  fanilihana, fihilanana, hifanalany, hifanilana, lany fanahy, nilafihana

Updated on 2025/01/21