|
|
|
|

Entry1  fanilihana
Root  2  ilika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany
Explanations in French  5  [1.3#278] L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette
Examples  6  [2.587#] Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana.
7  [1.369#] Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony?

Anagrams  8  fanilihana, fihilanana, hifanalany, hifanilana, lany fanahy, nilafihana

Updated on 2025/01/21