Entry | 1 fangirihana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandoahana: Fangirihana hazo Fitadiavana hahalala izay ao am-pon' ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaovany izany fanontaniana izany Faniriana mafy haharo: Fangirihana an' io fanaka io no nisamborany vola |
Root | 4 hirika |
Anagrams | 5 fahangirina, faharingany, fangirihana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |