|
|
|
|

Entry1  fangirihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandoahana: Fangirihana hazo
Fitadiavana hahalala izay ao am-pon' ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaovany izany fanontaniana izany
Faniriana mafy haharo: Fangirihana an' io fanaka io no nisamborany vola
Root  4  hirika

Anagrams  5  fahangirina, faharingany, fangirihana

Updated on 2025/01/21