|
|
|
|

Entry1  fangarona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mangarona na misava zavatra ao amin' ny miafina
Explanations in English  4  [1.2] It is used as in the three following words, in addition to its literal sense: fangarompody, fangarompohy, fangarompory
Explanations in French  5  [1.3] Ce qu'on peut fouiller, la manière de fouiller.
Examples  6  [2.472#] Ny fianarana lehity tsy azo fangarona zavatra hafa a!
7  [2.424#] Azonao atao ihany koa ny mamafy fangarona rano, alikaola sy ranon-tsavony fanasam-bilia mitovy fatra, amin'ny kidoro, sisim-pandriana sy ny toerana hatorinao.
Root  8  harona

Anagrams  9  afangaron, afarangon, angarofan, fangarona, farangoan, nafangaro, nafarango, nangarofa

Updated on 2025/02/02