Entry | 1 fangarona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mangarona na misava zavatra ao amin' ny miafina |
Explanations in English |
4 [1.2] It is used as in the three following words, in addition to its literal sense: fangarompody, fangarompohy, fangarompory |
Explanations in French |
5 [1.3] Ce qu'on peut fouiller, la manière de fouiller. |
Examples |
6 [2.472#] Ny fianarana lehity tsy azo fangarona zavatra hafa a! 7 [2.424#] Azonao atao ihany koa ny mamafy fangarona rano, alikaola sy ranon-tsavony fanasam-bilia mitovy fatra, amin'ny kidoro, sisim-pandriana sy ny toerana hatorinao. |
Root | 8 harona |
Anagrams | 9 afangaron, afarangon, angarofan, fangarona, farangoan, nafangaro, nafarango, nangarofa |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |