Entry | 1 fangalampiery |
Root | 2 ala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1] |
Vocabulary |
5 Game |
Synonyms | 6 alam-piery, fanalampiery |
Other spellings | 7 fangalam |
Updated on 2020/07/31 |