|
|
|
|

Entry1  fanevamena
Elementary words  2  faneva, mena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy [1.1]
Explanations in English  5  [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena. [1.2]
Examples  6  Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao; [2.59#]
Vocabulary  7  Military
Other spellings  8  faneva
Compound words 

Anagrams  10  famenavena, fanevamena

Updated on 2023/10/28