Entry | 1 fandrodana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava Azo arodana |
Explanations in French |
4 [1.3#542] Ce qu’on peut renverser, manière de renverser |
Examples |
5 [2.996#] Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka? |
Root | 6 rodana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |