Entry (1/2) | 1 fandroaka |
Root | 2 roaka |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka 5 Azo roahina [1.1] |
Explanations in French |
6 Ce qu’on peut pousser en avant, celui qu’on peut exiler, manière de chasser [1.3#539] |
Examples |
7 Ary raha hoy hianao anakampo hoe: Firenena maro noho izaho ireo, ka hataoko ahoana no fandroaka azy? [2.996#] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word fandroaka |
Entry (2/2) | 9 fandroaka |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Alika, amboa [1.1] 12 alika [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in English |
13 [Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
14 chien (kiVAhy). § amboa [Tankarana]
[1.19] 15 chien [1.54, 1.13] 16 chien [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Vocabulary |
17 Zoology: mammals |
Anagrams | 18 fandaroka, fandraoka, fandroaka |
Updated on 2023/01/07 |