Entry (1/3) | 1 alika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1] |
Explanations in English |
4 Used also in contempt for a human being [1.2] |
Explanations in French |
5 cynique [1.3#22] 6 Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 10 alika |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 (alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1] |
Explanations in French |
13 l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3#22] |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 alikalika#mg.n |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 17 alika |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1] |
Explanations in English |
20 a dog. See also amboa [1.2] 21 a dog [1.7] |
Explanations in French |
22 chien [1.3.fr#22, 1.54, 1.8, 1.13] |
Vocabulary |
23 Zoology: mammals |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word alika |
Article |
36 Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 37 alika, Ikala, ilaka, laika, liaka |
Updated on 2023/06/08 |