|
|
|
|

Entry1  fandoa
Root  2  loa
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandoa
Izay matetika aloan' ny olona: Ariary telo no fandoa amin' ny fiarambahoaka raha miakatra any Ambohipotsy
Explanations in French  5  [1.3#406] Ce qu'on peut rembourser, payer; la manière de vomir, de payer
Examples  6  [2.59#] Ary farany, dia naroso ny vola fandoa isam-bolana;
7  [2.366#] ariary farantsa ireo, na iza handoa na iza handoa, raha ataony avy amin'ireo no fandoa azy dia misokatra ny fivarotana.

Anagrams  8  doafan, donafa, fandao, fandoa, nadofa

Updated on 2025/01/21