|
|
|
|

Entry1  fandinika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana...
Examples  4  [2.285#] Hita fa misy zavatra vitsivitsy fandinika mihitsy momba azy.
5  [2.643#] vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso fandinika koa.
Root  6  dinika

Anagrams  7  fandinika, nandafiky, nandifika

Updated on 2025/01/21