|
|
|
|

Entry1  fandentehana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanatsatohana: Fandentehana fantsika
Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana
Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay
Explanations in French  4  [1.3#401] L’action de plonger, le lieu, l’action d’aggraver les torts de quelqu’un, de le perdre
5  [1.13] fixation
Examples  6  [2.298#] ... na ho fanindrahindrana na ho fandentehana, na ho fombana na ho fitsivalanana, na ho fampiononana na ho famalifaliana: raha efa hitaona olona na hanapa-javatra na amin' inona na amin' inona, dia tsy vita raha tsy kabary na laha-teny.
Root  7  lentika

Updated on 2024/12/11