|
|
|
|

Entry1  fandentehana
Root  2  lentika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanatsatohana: Fandentehana fantsika
5  Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana
6  Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay [1.1]
Explanations in French  7  L’action de plonger, le lieu, l’action d’aggraver les torts de quelqu’un, de le perdre [1.3#401]
8  fixation [1.13]
Examples  9  ... na ho fanindrahindrana na ho fandentehana, na ho fombana na ho fitsivalanana, na ho fampiononana na ho famalifaliana: raha efa hitaona olona na hanapa-javatra na amin' inona na amin' inona, dia tsy vita raha tsy kabary na laha-teny. [2.298#]

Updated on 2023/01/07