Entry (1/2) | 1 fandeha |
Root | 2 leha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny 5 Dia: Adanodano ny fandehanao 6 Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao? 7 Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [1.1] |
Explanations in French |
8 la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fandeha |
Entry (2/2) | 13 fandeha |
Part of speech | 14 conjunction |
Explanations in English |
15 yet, but. See nefa. [1.2] |
Tables and plates |
16 All the conjunctions |
Updated on 2023/01/20 |