Entry | 1 fandambolamboana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy |
Root | 4 lambolambo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |