|
|
|
|

Entry (1/5)1  fandambanana
Root  2  lambana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fakana valala amin' ny lamba [1.1]

Entry (2/5)5  fandambanana
Root  6  lambana
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana [1.1]

Entry (3/5)9  fandambanana
Root  10  lambana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [Tanala] [1.78]
13  Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo [1.1]
14  Tsihy kely efa-joro ametrahana ny vilia na ny lamban-dravina rehefa hihinana [Betsimisaraka] [1.1]
Explanations in French  15  petite natte pour offrir mets, fruits. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  16  fandambana
Compound words 

Entry (4/5)18  fandambanana
Root  19  lambana
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  Fanemerana amin' ny tsihy, fametahana peta-kazo [1.1]

Entry (5/5)22  fandambanana
Part of speech  23  noun
Explanations in French  24  Arbuste inconnu des restes de forêt, près de Bedihy, d'après Descheemaeker. [Betsileo] [1.196]
Vocabulary  25  Botany

Updated on 2024/09/04