Entry | 1 fandambana |
Root | 2 lambana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [Tanala]
[1.78] 5 Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy 6 Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany 7 Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba [1.1] |
Anagrams | 8 fanan-damba, fandambana |
Updated on 2024/09/04 |