|
|
|
|

Entry1  fandalo-drary
Elementary words  2  fandalotra, rary
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  vazan' omby entina manalama ny tsihy rarina na mampiray tsara ny masondrara [1.1]
Explanations in English  5  [Mod. s. from mandalotra (lalotra), and rary, plaiting.] The jaw-bone of an ox used in smoothing the plaits of mats, hats, etc. [1.2]
Examples  6  Noho izany dia naka vato fandalodrary sy vodi-kifafa ary fivelifandraka izy ka napetrany teo amin' ilay niterahan-dRafara; [2.69#]

Updated on 2023/09/09