|
|
|
|

Entry1  fanavotana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famonjena amin' ny loza, fahafatesana, fanandevozana
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] redemption
Explanations in French  5  [1.8] rédemption, rachat, rançon
Examples  6  [1.353#] Izany no fanafahana na fanavotana azo atao ny amin'ireo fadin-drazana ireo.
Root  7  avotra
Article  8  Randzavola: fanavotana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  9  fanatavona, fanavotana

Updated on 2025/01/21