Entry (1/2) | 1 avotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fanongotana [Betsimisaraka, Tanala]
[1.78] 4 Famonjena 5 Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza 6 Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1] |
Explanations in English |
7 ransom, redemption [1.2] 8 price; means of effecting a ransom [1.2] |
Explanations in French |
9 rachat, rédemption, rançon [1.3, 1.8] 10 achat d'esclaves, prix, secours [1.3] |
Examples |
11 avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny! [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 avotra |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Fanongotana ny ketsa hafindra [1.1] |
Explanations in English |
21 See OMbotra, ONgotra [1.2] |
Explanations in French |
22 arrachement, extirpation [1.3] |
Derivatives |
|
Anagrams | 25 avotra, ovatra, voatra |
Updated on 2023/10/17 |