Entry | 1 fanatonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanakaikezana |
Explanations in French |
4 [1.3#225] L’action de s'approcher, la cause |
Examples |
5 [4.27#] Tsy nisy toraka izany koa ny fanatonana ny Filankevi-Pirenena momba ny Asa tamin' ny didim-panjakana lah. 6 [2.472#] Betsaka ny zavatra natao : fangatahana lalana, fanatonana ny polisy, fanomanana ny vata, fitadiavana fiarakodia. |
Root | 7 hatona |
Anagrams | 8 antafonana, fanatonana, faon-tanana, foantañana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |