|
|
|
|

Entry1  fanatonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanakaikezana
Explanations in French  4  [1.3#225] L’action de s'approcher, la cause
Examples  5  [4.27#] Tsy nisy toraka izany koa ny fanatonana ny Filankevi-Pirenena momba ny Asa tamin' ny didim-panjakana lah.
6  [2.472#] Betsaka ny zavatra natao : fangatahana lalana, fanatonana ny polisy, fanomanana ny vata, fitadiavana fiarakodia.
Root  7  hatona

Anagrams  8  antafonana, fanatonana, faon-tanana, foantañana

Updated on 2025/01/21