Entry | 1 fanatakobahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano, fanakobanana; fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoerandrano hafa, fampikobanana |
Root | 4 takobaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |