Entry | 1 fanaronana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandrakofana: Fanoronana ny akoho mikotrika Fanafenana: Ratsy ny fanaronana ny marina Fanatratrarana: Nigagana ny fanaronan' ny polisy ireo mpangalatra |
Root | 4 sarona |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word fanaronana |
Anagrams | 6 fanaronana, fanoranana, nanaforana, nofaranana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |