|
|
|
|

Entry1  fanampoka
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manampoka: Ataonao ahoana no fanampoka rano ny rononon' ny marary !
Azo tampohana: Tsy fanampoka ny ronono
Root  4  tampoka

Anagrams  5  fanampoka, mpanafako, mpanafoka

Updated on 2025/01/21