|
|
|
|

Entry (1/2)1  tampoka
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto
4  Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1]
Explanations in English  5  suddenly [1.7]
Explanations in French  6  soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3]
7  subitement [1.8]
Examples  8  Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
9  Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
10  Tafatsangana tampoka izy. [2.470]
11  Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
17  Adverbs :
Compound words 
Tables and plates  19  All the adverbs

Entry (2/2)20  tampoka
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1]
Explanations in French  23  action d'étendre, de couper avec de l'eau, d'ajouter de l'eau [1.5]
Derivatives 
24  Active verbs :
25  Passive verbs :
26  Relative verbs :
27  Names :

Updated on 2024/10/26