|
|
|
|

Entry1  fanalavana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny
Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara
Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta
Explanations in French  4  [1.13] prolongation
Root  5  lava

Updated on 2024/12/11