Entry | 1 fanakambanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanambarana; fampiraisana 4 [1.13] fampitohizana fantsona roa |
Explanations in French |
5 [1.3#306] L’action de réunir, d’unir, l’addition. 6 [1.13] montage, combinaison, association, assemblage accord, union |
Examples |
7 [2.245] Fanakambanana faobe io. 8 [4.27] Manamarina izany izao fanakambanana tombontsoa misavoritaka sy mifangarika izao |
Vocabulary |
9 Technology |
Root | 10 kambana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |