|
|
|
|

Entry1  fanakalo
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manakalo
Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony
Examples  4  [2.59#] Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy
Root  5  takalo

Anagrams  6  falanako, fanakalo, fanaloka, fanolaka, nafolaka, nalafako

Updated on 2025/01/21