|
|
|
|

Entry1  fampitomboana
Root  2  tombo
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.13.fr#49] multiplication
Examples  5  [4.27#] Tsara ny fampitomboana isa ny tobim-pitsaboana fototra.
6  [1.384#] Fanamby maro no voafaritra ao anatin' ireo, toy ny fampitomboana ny tahan' ny fisitrahana ireo raharaha ara-tsosialy, ny ady amin' ny tsy fahampiana sy ny tsy fanjarian-tsakafo.
Compound words 

Updated on 2024/12/11