|
|
|
|

Entry1  fampiseho
Root  2  seho
Part of speech  3  noun
Examples  4  [2.472] Misy larony tsy fampiseho masoandro hatrany koa ny teny toy izany.
5  [1.38] Ary zarazaraina toy izao ny fampiseho ny tantaran' i Gideona amin' izany : Dtarihan-teny.
6  [2.4] Asa izany voalazako izany na teny tsy fampiseho masoandro fa nahare izany ilay Ramatoa, niseho ho tafintohina mihitsy.
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :
Compound words 

Updated on 2024/12/11