Entry | 1 fampidirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny |
Explanations in French |
4 [1.13] introduction |
Examples |
5 [2.113#] Norarana ny fampidirana zava-mahamamo; 6 [2.117#] Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly. 7 [4.27#] Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly? |
Vocabulary |
8 Linguistics |
Root | 9 iditra |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |