|
|
|
|

Entry1  fampidirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny
Explanations in French  4  [1.13] introduction
Examples  5  [2.113#] Norarana ny fampidirana zava-mahamamo;
6  [2.117#] Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly.
7  [4.27#] Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly?
Vocabulary  8  Linguistics
Root  9  iditra
Compound words 

Updated on 2024/12/11