|
|
|
|

Entry1  famonoana
Root  2  vono
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany
Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana
Fitsofana: Famonoana afo
Explanations in French  5  [1.3] l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause
Examples  6  [2.113] Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka.
7  [2.470] Ny famonoana ireo zandriny no navelany.
8  [2.366] Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa?
Compound words 
Titles  10  Ny Fampiasana Fanafody Famonoana Bibikely (Fanjakana Malagasy)
Quotes  11  Texts mentioning famonoana

Anagrams  12  amofonana, famonoana, namofoana

Updated on 2025/01/21