Entry | 1 famonjena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady |
Explanations in English |
4 [1.7] help ; salvation |
Explanations in French |
5 [1.8] aide, secours ; salut |
Examples |
6 [2.324#] famonjena tsy nampoizina izany! 7 [2.895#] Nahare ny teny ary efa niomana tamìn'ny famonjena. 8 [1.369#] Tonga lava eto amin' ny lapan' ny tanàna mba hangataka famonjena. |
Root | 9 vonjy |
Article |
10 Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |